|
|
|
|

Entrée1  manary zaza
Mots élémentaires  2 manary, 3 zaza
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany [1.1]
Explications en anglais  6 to disown (a child) [1.2, 1.7]
Explications en français  7 déshériter un enfant [1.8]
Synonymes  8 manalan-jaza
Antonymes  9 manangan-jaza

Mis à jour le 2025/11/02